Forum Tatasika Malagasy
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment :
Funko POP! Jumbo One Piece Kaido Dragon Form : ...
Voir le deal

fandroahana vahiny ao sainte marie

Aller en bas

fandroahana vahiny ao sainte marie Empty fandroahana vahiny sainte marie

Message  ankoay Dim 17 Mar 2013, 17:45

Fa na gasy aza moa no tompon'ny tany rehefa mirefarefa amin'ny tany ny fomba fisainana dia tsy mivoatra na nianatra na tsia ianaodia izay noizy raha mba te hivoatra dia izao no izy ny fisainana no amboarina ny zavatra tsara ampiana ho tsara kokoa izany no atao hoe mivoatra fa tsy manaonao foana hoatran'ny vazaha misalaka ka ny tena ihany no afatony

ankoay
Invité


Revenir en haut Aller en bas

fandroahana vahiny ao sainte marie Empty Re: fandroahana vahiny ao sainte marie

Message  vadintan Sam 16 Mar 2013, 10:00

fa iza no tena tompon'ny tany??? ny vahiny sa ny gasy??

vadintan
Invité


Revenir en haut Aller en bas

fandroahana vahiny ao sainte marie Empty fandroahana vahiny ao sainte marie

Message  dylie Jeu 14 Mar 2013, 12:51

de gaga ny tenanay raha nandalo tany sainte marie t@ le 07/03/13 nahita zaza amambehivavy syy lehilahy maromaro nitondra sorabaventy misy anarana olona roa jivay(vahiny) sy solotiana(merina) zay tian'izy ireo ho roahana rehefa nanontany olona zahay dia hoe vadintany io merina io nanatanteraka didy fandravana trano teo @ tanin'ilay vazaha io zay hananany taratasy aradalana ka maneho ny tsy fahafaliany izy ireo dia milahatra eny andalambe ,moa ve tsy manana zo haka ny fananany ilay vazaha satria azy ary tsy manana zo hamita ny asany ve ilay vadintany no tonga hatr@ fandroahana azy ireo hiala @ toerana!toy ny olona mitady ravin'ahitra rehetra ireo olona ireo ary mino aho fa ireo olona milahatra sy manao fihetsiketsehana ireo ko mba manana havana sy namana mipetraka aty tanà na any @ faritra hafa,maninona izy ireo no afaka miaina ampiadanana aty amintsika fa ny antsika kosa rehefa tonga any di anaovana toetra mamoafady!mamoafady satria mamofompofona fanavakavahana firazanana,tsy mandroso sainte marie raha tsy misy vazaha,ilay vaditany kosa mila ravin'ahitra toy ny olona rehetra,ka raha mba ataon'ny olona anzany koa moa izy ireo rehefa mianatra sy miasa aty @tsika?
Misy merina manana tany koa any d nanamboatra lalana izy miditra eo @ tananany ka misy saint marien zay te ahazo ampiasa ilay lalana tsy miera tsy miangavy tsy mangataka fa manao bontolo fotsiny hoe rehefa te hiarahonina @nay dia vahao ny lalana Mad ,nefa toa mb aotran olona nianatra ihany anie e!fa dia tena lomorina be le fisainana.zany ny tsy fahaiza miaina moa tsy mifidy na manana na mahantra na nianatra na tsia!

dylie
Invité


Revenir en haut Aller en bas

fandroahana vahiny ao sainte marie Empty Re: fandroahana vahiny ao sainte marie

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum