nahantra t@ mbola kely
Page 1 sur 1
nahantra t@ mbola kely
tena mafy ka mafy reto za talu zan ah nenay d ra resak akanjo zan lou d ts mis program fa patalou 1 no anaovana mandritry ny herinandro d ref maloto d sasana amnio ef goka le ao anelakelape. ny sakafo sns d ts lazaina tsony fa tahak ze volazanareo iany fa maintso fona toute la semaine eh; indrisy mants fa d matin fanarabirabina ataonreo akizy amty cahier marron be ny feuille nef nen akizy d le fotsib reny daol ; tamzan ku nianatr tan @ rabearivelo d eeeeeeee la plus pauvre et la plus moche de tous eh; nef nanampy ark ny lazainareo le fahantrana ka mba afka tamzany rehetr zan ar d ita fa mba nivotra tanterak; indrisy mants ry zanka panakarena zay nandrabiraby ana tamreny. mba tafa v nareo sa mitovy iany tsika amzao; d ny tena no menatr
kalamola- Invité
za koa ki a
mba mampihomehy ahy akia lé tantarandry ? tsy ilay situation no mampihomehy a, f lé fomba fitantarandry anaz, za ko manko nianatra t@JJR fa itako hoe refa mahay misafidy namana sy manana tanjona akia d tafita a,
ary fier kokoa indry satria tena tafita t@erin'i tena.
ary fier kokoa indry satria tena tafita t@erin'i tena.
piskwel- Invité
Re: nahantra t@ mbola kely
tena mampalahelo ko ky nareo ry kalamola t@ mbola kely an, efa itanjy zany ny lafy ratsiny dia miezaha mba tsy hiaina otran zany ny zanaknjy. Za ko lo nianatra tao @ Rabearivelo fa otran ts dia nisy ankizy nanaraby zany e, tao ary ny ambiance no tiko njinja t@ sekoly nianarako rehetra ko. Malahaleo anzay namako tao zay aho zany, hummm.
jobiely- Invité
nahantra tamin'ny mbola kely
ok. Marina fa tsy moramora saingy tsy ianao irery no niaina tamin'izany. Matetika ny ray amandreny taloha koa tsy niasa ny vehivavy, ny ankizy maromaro ao an-tokantrano dia plus mihalehibe plus manahirana ny besoinsn'ny rehetra. Ny anay koa dia école tsotsotra ihany, afaka nitafy normal ihany satria ny mamanay nahay nanjaitra kely na izany aza tsy dia misy hoe vaovao matetika na hoe tsara manao ahoana. Ny sakafo tamin'ny mbola kely nihinana ihany fa nony nihalehibe nihasahirana dia mihena ny quantité ary indraindray tsy misy laoka fa voamaina na anana tsotra. Vao vita kely ny fianarana dia nitady asa kely mba hahafahana manao ny frais de deplacement, zay besoins kely majinijinika ary nanampiana azy ireo. Nanambady dia eo ho eo ihany saingy afaka nitrosa à gauche à droite dia nalefa nianatra aloha ny vady naka diploma. Tsy moramora satria mitaiza ny ankizy irery amin'ny karama kely fa miaritra sy manana patience ary miezaka ho positif foana dia nandeha miadana teo. Avy eo namonjy ny vady dia mbola nanahirana ihany koa satria misy étapes vao mba afaka miasa. Izahay no anisan'ny tsy nanana indrindra tao amin'ny fianakaviana (io mbola problema hafa) saingy ankehitriny samy miasa daholo ary samy independant daholo nanao izay tokony atao rehetra. Dia zao vao mba milamindamina kely fa ny tena tiako lazaina dia zao : tsy misy fiainana moramora na aiza na aiza no aleha fa mila faharetana, fiezahana, inty ny philosophie omeko ny rehetra : il faut prendre chaque difficulté de la vie avec philosophie.
vani- Invité
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|