garage mahay bmw 520i
Page 1 sur 1
garage mahay bmw 520i
Manana olana @ BMW 520i lasa kely aina refa acceleration 1 et 2 vitesse sady sarotra velomina be rehefa maraina iny,
miandry mafana tsara moteur vao mandeha tsara le izy.Ny injecteur anefa vo nodiovina.Inona mety probleme an'izany sa ve ny debimetre afaka reglena?Aiza misy garage tena mahay BMW eto tana
merci
miandry mafana tsara moteur vao mandeha tsara le izy.Ny injecteur anefa vo nodiovina.Inona mety probleme an'izany sa ve ny debimetre afaka reglena?Aiza misy garage tena mahay BMW eto tana
merci
mbolaza- Invité
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|