mahamenatra sa mampiomehy
Page 1 sur 1
mahamenatra sa mampiomehy
Indray andro izaho andeha hianatra dia tena maika be, ka ny tanako mipitipitika be mamohy eny an-dalana, loza anefa fa tao aorianako nisy lehilahy mivikiviky mafy ihany koa. Rehefa andeha hiam-pita amin'izay aho dia nijanona tampoka, akory fa nahavoadoana zavatra malemilemy hafahafa sady nisy feo nitaraina avy aorianako, nitodika aho tamin'izay, kay voadonako ny fitaova-pananahan'ilay ramose, sady boramena aho no te hivanitika noho ilay zavatra tsapako.
miop- Invité
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|