Forum Tatasika Malagasy
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -39%
Pack Home Cinéma Magnat Monitor : Ampli DENON ...
Voir le deal
1190 €

havambady manataka

Aller en bas

havambady manataka Empty havambady manataka

Message  anja Ven 31 Oct 2014, 11:48

salut daoly!
za vhv 28ans, manana olana aho ka mba mangataka vahaolana aminareo!
ny zaobaviko sy ny rafozako dia mangataka vola any @ vadiko foana ary afenin'izy ireo amiko saingy henoko @ olona na fantatro eny foana,
ny tena tsy zakako dia tsy mba vola kely fa aman'alina foana, ny vadiko anefa teneniko dia mahita havaly ahy foana!
faharoa, tsy dia tamana ao atrano ny vadiko fa mandeha foana, tsy maintsy misy prog foana, raha za anefa miteny azy na misy evenement aty amin'ny havako dia tsy afaka foana izy,
misaotra sahady amin'ny vahaolana atolotrareo

anja
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum