Forum Tatasika Malagasy
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-29%
Le deal à ne pas rater :
PC portable – MEDION 15,6″ FHD Intel i7 – 16 Go / 512Go (CDAV : ...
499.99 € 699.99 €
Voir le deal

mety ho lasa vadiko ve izy

Aller en bas

mety ho lasa vadiko ve izy Empty mety ho lasa vadiko ve izy

Message  hanitra Mar 21 Mai 2013, 13:12

tovovavy 22taona aho,nitady asa aho t@2011 ary naita asa vendeuse,rehefa niasa 2volana aho dia nikoty ahy ny patron-ako sinoa(Ryan no anarany) nefa izy efa manana sipa sinoa koa ary miara-mipetraka ry zareo,izy roa no tompon'ilay magasin iasako,de niaraka niafona fona izahay ary tena nahatsapa aho fa tena tia ahy satry mitady fotoana fona izy mba irahanay eny fa na andro fety sy alahady aza,de nande ny heritreritro oe ra izoho kosa aloa de tsy mba amela ny sipako hivoaka izany rehefa fety na alahady e!indraindray anga de mety aho fa izy anefa de tonga any @ko fona refa sobotsy ariva de lahady ariva vo mody.Nisy fotoana nande nanao vacance 2mois tany chine ilay vehivavy de tany @ko i ryan no nipetraka ary fantatr'ilay vehivavy izany satry nisy olana ny tranon'dry zareo de nitady trano ipetrahana mandrapatongan'ilay vehivavy i ryan.Rehefa niverina avy any chine ilay vehivavy dia niverina niara-nipetraka indray ry zareo,apres 2mois indray anefa de lasa ilay vehivavy fa oe tsy tamana eto madagascar hono izy,vao lasa izy de nalain'ryan aho hipetraka tany aminy,nohon'ny afaka 2volana de nanapakevitra zay fa hipetraka any @tranonay mihintsy ary de notaominy daholo ny entany de tsy nanofa trano intsony fa niara-nipetraka tany @nay izahay,decembre 2012 voatery iala @le trano izahay satry ho avy ny ray amandreniko ka ilainy ny trano de nanofa trano izahay roa apres 3mois de noteneniko izy oe andao apiakarina le tranondry neninay de nanaiky de janvier 2013 izahay nanomboka nipetraka tao @ilay trano vaovao,tena faly a t@zany ary atr@izao ra misy zavatra tiko de vidiny fona ary manampy ny ray amandreniko koa izy saingy ny olana de izao:mbola mifandray @alalan'ny internet izy ilay sipany sinoa ary izaho mino fa mbola tena mifankatia ry zareo fa esy aiko oe atraiza ny alaliny.Marary ny saiko sy ny foko mieritreritra ny fiarahandry zareo sy ny ho aviko.tiako izy ary za ko maatsapa fa tia ahy izy saingy tsy mety mandray fanapaakevitra mintsy izy oe isaraka @le sinoa de za ko miteny azy oe andao ivady @zay de mbola tsy vonona hono izy de malahelo aho satry izy sy ilay sinoa efa saika nivady @2006 de najanona indray fa tsy aiko ny antony.inona no tokony ataoko!

hanitra
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mety ho lasa vadiko ve izy Empty Re: mety ho lasa vadiko ve izy

Message  loovia Mer 29 Mai 2013, 10:08

aza manantena azy intsony e any an kafa manorina fitia vaovao

loovia
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mety ho lasa vadiko ve izy Empty mety ho lasa vadiko ve

Message  vani Lun 21 Oct 2013, 18:00

Sarotra ny fandidiana hoy ny fitenenana.
Voalohany indrindra dia patron-nao izy tamin'ny voalohany dia lasa niaraka taminao, hafahafa izay fihetsika izay satria efa nanana sipa koa izy.
Faharoa, mety tiany tokoa ianao saingy hatraiza? matoa izy tsy mamela an'ilay anankiray dia mety mbola misy plan ao ambadika ao mila fantarina.
Torohevitra : dieny mbola eo izy ka afaka manampy anao ara-bola dia andana miverina mianatra hahazoanao asa ao aoriana raha sanatria ka misaraka. Dia mitadiava asa koa izao raha tsy miasa entretemps fa aza miantehitra be aminy satria vao maika hanahirana anao raha dépendant aminy ianao. Asaivo mandoa izay tokony aloany izy amin'izay ilainao saingy aza mijanona miasa.

vani
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mety ho lasa vadiko ve izy Empty Re: mety ho lasa vadiko ve izy

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum