Forum Tatasika Malagasy
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -34%
-34% LG OLED55B3 – TV OLED 4K 55″ 2023 ...
Voir le deal
919 €

Ny fahasalaman'ny firenena dia mihatomboka amin'ny fahasalaman'ny mponina ao aminy.

Aller en bas

Ny fahasalaman'ny firenena dia mihatomboka amin'ny fahasalaman'ny mponina ao aminy. Empty Ny fahasalaman'ny firenena dia mihatomboka amin'ny fahasalaman'ny mponina ao aminy.

Message  rarohy Mer 16 Jan 2013, 09:08

Fandrosoana mira karazana aretina. Ny tena lehibe indrindra amin'izany ny aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo. Irika tsy azo idifina ity farany ity, anefa kosa rehefa hay tsara ny misoroka azy io, dia kely indrindra amin'ny lehibe ity farany ity. Ka raha mitandrina tsara isika, amin'ny atao rehetra, dia azo antoka fa ho salama miaraka amin'izay ity firenena malalantsika ity.

rarohy
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum