Forum Tatasika Malagasy
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment :
Xiaomi Mi Smart Camera 2K Standard Edition (design ...
Voir le deal
11.39 €

vinanto sy rafozana

Aller en bas

vinanto sy rafozana Empty vinanto sy rafozana

Message  Mamy Mar 08 Jan 2013, 10:23

Salama tompo! manana olon-tiana aho ary efa vita fisehona izahay,ny olana misy eo amiko anefa dia izao manana rahalahy izy ary mbola zokiny izy io, io rahalahiny io ko anefa misy olona miaraka aminy de eto ampitanay ihany io vhv io no mipetraka, nila ady tamiko ilay vhv ts fantatro ny ny antony teo aloha ,ankehitriny anefa fantatro fa tsy tian'ilay rafozako izy ary efa hatrin'ela fa izaho no tsy nahalala,de @zao lasa ohatran'ny mpifahavalo mihitsy izahay de inona kay no tokony ataoko satria hatramin'ilay rahalahin'ilay olon-tiako aza lasa tsy de mifadray amiko koa tsy itako izay atao. Inona no hevitra mba mety

Mamy
Invité


Revenir en haut Aller en bas

vinanto sy rafozana Empty aleo lazaina azy

Message  nantis Jeu 07 Fév 2013, 08:01

slt Mamy. lazao amle olotinao ny zvmis amnao sy le vhv mba ofantan tsara fa ra tsy zan de ianao sy lay olotinao ndray no tsy ifankahazo afk ftôn fohy satri mety zan no tanjon'lay sipanzoknao. nfa ra lazainao anle olotina zan d ts ataotra tson ianao. Maereza!

nantis
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum