Forum Tatasika Malagasy
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-20%
Le deal à ne pas rater :
Pack Gigabyte Ecran PC Gamer 27″ LED M27Q (rev2.0) + Radeon RX 6950 ...
749 € 939 €
Voir le deal

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  Soniah15 Jeu 30 Mai 2013, 06:34

Tsy ny fari-pahaizana ve no tokony tena anisany jerena akaiky ?? Misy mantsy ireo kandidà miantehitra amin'ny fivavahana !! Tsy tokony atao fitaovana nefa ny fivavahana!!!! Aleo ny fivavahana ho @ ny toerany !!!! Ahoana moa ny fomba itondran'ny olona tsy manana mari-pahaizana an'ity firenena ty!!!!

Soniah15
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  Anthony1 Jeu 30 Mai 2013, 07:26

Raha i Andry sy i lalao no resahana !!! Inona moa no mba diploma anzareo e?

Anthony1
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  Safidy4 Jeu 30 Mai 2013, 07:28

Vadina pivarotra ronono sy DJ koa!! Inona ndray moa??

Safidy4
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  dynasty Jeu 30 Mai 2013, 07:45

Lé fivavahana kosa lou tokony tsy atao kilalao e!!! Franchement tokony hoe rehefa mivavaka ianao dia anao sy Andriamanitra irery surtout fa tsy atao apalaza anao aty ivelany zay fotsiny!!

dynasty
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  Mino Jeu 30 Mai 2013, 08:56

Ny fivavahana no excuse tsara indrindra pour démontrer que tu est quelqu'un de bien kou!! Very Happy !!Dia tsy maintsy apesaina na marina na tsia!!

Mino
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  markoto Jeu 30 Mai 2013, 11:24

Choisir entre le PESTE et le CHOLERA ??? Mad tsy misy amin'ireo panao politika ireo vonona hampandroso an'i Madagascar

markoto
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  fanyah23 Jeu 30 Mai 2013, 11:35

Mais il faudra bien en choisir 1 @ reo retraretra reo iany nefa né e!! Marina fa ohatrany tsisy antanaina iaby ao!!! Fa tsy maintsy!!

fanyah23
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  pedroo12 Jeu 30 Mai 2013, 12:05

pére pédro ihany no tsy mandainga sady mahavita zavatra hoan'ny sahirana eto madagasikara sainy tsy gasy izy

pedroo12
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  Pim5 Jeu 30 Mai 2013, 12:11

Raha dinihina , raha gasy zany tsy misy azo antenaina ???

Pim5
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  pedroo15 Jeu 30 Mai 2013, 12:30

ka iza ary no antenaina??

Lalao ve? ravalo no ao ambadika mazava ny nataon'i ravalo teto
rajoelina ve?? tsy asina commentaire tsony
hajo ve?? rajoelina nampiditra azy teo ary nivadihany
ny rado ve?? hampiditra ny arabo eto no tena tanjony
fetison ve?? mivadibadika loatra ka mampanahy sady tsy misy zava bita na iray aza !! vava tsy mampandroso firenena
pierrot ve?? tamin'y andron'ny deba tsisy n'inn vita fa nangoronkarena
ratsiraka ve?? efa hazo amorotevana no efa be no laniny teto amin'ny tanana
voninahitsy ve ??? cheque sans provision lava angamba no hamelomany an'i madagascar
saraha georget ve?? theorie no betska tsy hain'ny olona any ambanivohitra?
patrick ve?? facebook no mba base électorale ka raha mahazo 3% de exploit
vital ve?? mbola tsy président defa mangalatra depart sahady amy prééléction ka raha lasa filoha angamba de asa fotsiny ny halatra e bois de rose tsy lazaina tsony
tabera ve?? jereo ny risoriso amin'ny fampidirana olona ao amin'ny min fop
rolland ve??? hanango karena no mahamaika azy
roindefo ve?? manalabaraka ny anaran drainy
ny ambiny ampombo daholo ka tsy hiteny fa hitsana amin'n premier tour daholo

ka tsy misy candidat na iray aza hampandroso fa ny hangalatra sy hameno paosy daholo no tanjona

pedroo15
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  Traecy56 Jeu 30 Mai 2013, 12:38

Efa kivy tsika zany ???!!Dia ahoana zany léé!!! Very Happy !!ahoana ny ho avy??!!

Traecy56
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  gidra5 Jeu 30 Mai 2013, 12:46

Ka na tinao na tsy tinao tsy maintsy mifidy e!!! Jereo zay azo efina amreo!!!

gidra5
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  rajoel Jeu 30 Mai 2013, 13:15

aleo hitohy ny tetezamita e eo nareo misafidy eo fa ny tateazana mitohy

rajoel
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  gidra5 Jeu 30 Mai 2013, 13:35

Koa raha tsy firenena lalaovina koa!! tetezamita fona !!!

gidra5
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  rajoel Jeu 30 Mai 2013, 18:14

any aloa zao ny fitondrana ka ze tsy faly mipitika e

rajoel
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  riv56 Jeu 30 Mai 2013, 18:31

Mipitaka ianao rery!!! Rehefa tsy rariny ny ataony dia tsy rariny e!!!

riv56
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  reallo Dim 02 Juin 2013, 00:32

tsy RATSIRAHONANA Loa e rats saina zani raha olona

reallo
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  minuchka Lun 03 Juin 2013, 12:58

Ratsirahonana ? ny anarany ary ef ratsiii !!

minuchka
Invité


Revenir en haut Aller en bas

Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e? Empty Re: Olona tokony ahoana no tokony hitondra an'ty M/kara ty e?

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum