Forum Tatasika Malagasy
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -50%
-50% Baskets Nike Air Huarache
Voir le deal
64.99 €

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  kalapeta Ven 30 Nov 2012, 10:53

za vehivavy, amiko ny homme ideal dia miaro ahy foana eo imason'olona fa rehefa zahay roa irery vao miteny amiko hoe izao no itako tsy mety na tsy dia tiako nataonao. tia manao surprises ho ahy koa Razz I love you I love you

kalapeta
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Fisaorana

Message  Malala Ven 30 Nov 2012, 11:49

Misaotra t@ fanasana. Hiezaka ny hilaza zay kely mba mahaliana ihany rehefa misy zany. Fa nahona kay izy ty no tsy natao tao @ fb e? Tsy haiko na ny fitaovana ampiasaiko no mitapy na zany mihintsy no izy fa isaky ny avy eto aho , dia mila mangataka connexion foana vao tafiditra fb ndray. Otran ny lasa asa be nefa mahalina ka sao mba misy fomba hafa azonao atoro ahafahana mampiasa azy roa miaraka. Merci.
Mirary tapak andro mahafinaritra ho an ny rehetra o!!

Malala
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  Tahina Ven 30 Nov 2012, 11:58

Malala>> ato nefa ohatran'ny tsy tapaka ny connexion fb fa afaka mampiasa azy roa miaraka tsara, fa hojerenay ihany izay mety mahatonga izany kah! Misaotra betsaka @ feedback!! Tsy natao fb ilay izy mba ho neutre/anonyme ka maha-libre kokoa ny olona haneho ny heviny na dia tsy tena manakana izany koa aza ny fb an!
Mirary tolak'andro mahafinaritra ho anao koa Very Happy Very Happy

Tahina
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  Enintsoa Ven 30 Nov 2012, 14:02

homme ideal.un hom ki n di jmè nn pur mè pti caprices.un hom ki è galan,genti,génereu,..un ki correspon à mè rèv.un hom ki m'aim tro.+ k bku.l om idéal k g conu c mn mec.é jlm bku tro

Enintsoa
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  Anielah Ven 30 Nov 2012, 14:03

Za vevavy,ny homme idéal @ko d lela tena mitia sy manaja ahy ary matsapa fa miavaka @vevavy rehetra za,zany oe misy antony manokana itiavany ana sy mahapiavaka ahy @vevavy hafa fatany.Prê à tou pour mw zany e!

Anielah
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  DinaZu Ven 30 Nov 2012, 14:05

za vehivavy,ny ahy ny atao hoe homme ideal dia manajanw eo imason ny olona,eny f na de oe any am toerna mangin ar.d mb miaino zay tenen vavy ko f tsy to teny fn akory.

DinaZu
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  Malala Ven 30 Nov 2012, 15:43

Za reto otrany tsy te hierika zany resaka lehilahy zany tsony a! Otrany oe zay lehilahy mba nifaneraserana rehetra atramin izay , toa mivadika daholo ihany @ farany. Mba manontany za azafady: ianareo lehilahy ve tsy azo ampisehona oe tena tina nareo sa za mihintsy no misy probleme????

Malala
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  lhl Ven 30 Nov 2012, 18:06

Malala: fa nanao ahoana kay ny fifandraisanao tamin'ny lehilahy ao amin'ny fianakaviana?

lhl
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  eny hoa Ven 30 Nov 2012, 18:13

betsaka tokoa ny lehilahy ohatran'ny lazain'i Malala io an! "fuis-moi je te suis, suis-moi je te fuis" ozy. Dia tsy hay mihitsy hoe inona ary no tena tanjony...

eny hoa
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  Malala Ven 30 Nov 2012, 18:54

Tsy azoko le fanontaniana. Fianankaviana? Mpiraitampoho ve sa famille ( cousins, neveux.....etc)

Malala
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  lhl Sam 01 Déc 2012, 18:09

ie ny fifandraisanao tam iray tampo na ray na anadahy?? io mantsy anisany mamolavola ny fifandraisanao amy olo tinao refa tonga am sehatran'ny fitiavana ianao

lhl
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  Malala Sam 01 Déc 2012, 20:54

Vao 3ans za d efa nisaraka ny ray aman dreniko. Tsy niara notaizana t@ mpiraitampoho tamiko aho fa taizan draibe sy renibe. Rehefa lehibe zahay , zany oe samy nanana ny tokatranony vao niezaka nifandray ( mpiraitampoho) . Tsapako aloha fa zandriko vavy iray zay ihany no tena akaikin ny foko e! Mety marina ny filazanao satry azo lazaina tsy dia niara niaina t@ lehilahy firy za.

Malala
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  lhl Dim 02 Déc 2012, 16:29

eo amin'ny fiainana ny misy karazani maro ny fitiavana ny fitiavana voalohany tsapa sy fantatry ny ankizy dia ny fitiavan'ny ray amandreny refa miha vory saina dia mahita ny fomba fifankatiavan'ny ray aman dreny koa . matetika ny idéal masculin ny zaza vavy dia ny rainy ary ny ny an'ny zaza lahy dia ny reniny ! zani hoe refa hanana ny olo tiany izy dia reo information reo aloha no ao tsainy volohany! matetika mitady mitovitovy amin'ireo bika endrika toetra na koa ny mifanohitra amin'ireo.

tsy manazava ny relation'ny tsirairay amin'ny olona iray anefa zani fa indice kely fotsiny fa amin'ny maha olombelona dia afaka mampifandray ary indraindray koa tsy misy ifandraisany mihitsy ny zava miseho

de aza kivy amin'ny relation amin'ny lehilahy ar tadidio koa fa ny toetra ratsy mety ovainaa ar tsy vahaolana koa ny fiovaovana tsy midika akory zani hoe manaiky fotsiny fa miezaka isan'andro mampiova sy manatsara izay efa hanana

mazotoa e dia eto ambavaka koa

lhl
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  Bekham Dim 02 Déc 2012, 17:43

za lo band a e.ra n itaku lo d n femme idéal amiku d zay vevavi ts tia miavona2,f ts iz mb ef kôtina ndray n miavna lava,revku ku zao ra oe amina in iz n tena oe serieux d zan ian n band tena jeren f ts mijer band afa akôtrana iz

Bekham
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  Tafika Dim 02 Déc 2012, 17:45

pr moi la femme ideal,c la person ki puiss comprend chac situation et s'adapté a ce ki s pac,resoudr les problem ensemble

Tafika
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  Malala Lun 03 Déc 2012, 09:47

Hi! Misaotra betsaka indrindra t@ torohevitra sy ny fampaherezana, de mba ento am bavaka za rehefa mivavaka ianao. Misaotra anao sahady. Mirary Alatsinainy mahafinaritra ho anao. Ho Tahin ny Tompo.
Saika hadinoko, za mihintsy no diso @ le resaka fiverenana ao @ Fb. Tsy mila miala(quitter) kay za fa manakatona ny vara2na nidirako teto fotsiny de tafaverina Fb e! Merci, encore. Mazotoa o

Malala
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  man11 Ven 07 Déc 2012, 10:15

« Une jeune fille devient femme quand elle cesse de chercher l'homme idéal et commence à se mettre en quête d'un mari. »

man11
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  Horssize Mer 12 Déc 2012, 20:12

Bjr,

Inona ny hevitrareo.

Ny vadiko dé tena ts mba mandray responsabilité mints...samy miasa zay sy iz fa nénazy ny ts fanaovany ny adidiny dé ahiliny amn asany daholo.

Mety misy hiteny nareo oe faux problème lé iz fa na zany aza leo aho ny farany.

Zay zvt resahana amny dé tsisy tadidiny, satria tsy rarahiany. Noho zany, za daholo no voatery mandray ny décision ato antrano.
Rà misy zvt mba asaina ataony, dé ts tadidiny akory, dé lazainy fa ts naheno an zany hono iztronc
Rà mbola mi concerner ahy sy ny ankizy dé ataoko iany fa leo aho miandry azy...ary ts hanontany zay heviny tsony akory aho satria ts raisiny au sérieux mints.

Nanapa kevitra kosa anefa aho fa rà zvt mi concerner anazy irery nefa ts ataony, dé aleo izy ho any fa tena ts rarahiakoan
ohatra : 1 - tokony hanohy ny rdv-ny any am dentiste iz, dé adinony fona...je m'en fous..za ts hampatsiahy anaz tsony...aleo harary hijalijalin'ny areti-nify sy ho banga any fa ts mahay mikarakara tena.
2- tokony hanamboatra passeport iz fa misy ilàna anaz, laozany mitànàka amn jvt hafa...za tena ts hahavita mints ko, ary ts hampatsiahy fa ilainy amn asany ange izy io...aleo ho voa ahita.
3- tokony amboarina ny fiara ka mila manao évaluation -ny zvt amboarina izy...fa ts ataony fa aleony mandany andro mi surfe...dé avelako eo ko!!! de ttes façons, za ts mahazo mikitika ilay fiara...io fona no hitarainana isan andro oe mila amboarina nefa iz ts mihetsika...aleo ho lasa tranon' akoho any fa za ve ts handeha taxi refa tsisy tsony...
en fait, ho an reo points 3 reo, dé ny nifiny, ny asany, ny fiarany no concerné ao anatiny ka dé refa ts mahatsapa tena iz dé aleo higebona any fa ts olako tsony...

Miala tsiny fa otrany be wawawa be fa tena kizitina iany aho ny farany.

Marihina fa be asa iz, fa ts hoe tototra akory...fa iz mints no variana mi surfe na mijery film dé avy eo ny asa mitobaka, dé mody milaza tena fa repotra be sns..tu parles.

Horssize
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty homme idéal

Message  vani Lun 21 Oct 2013, 17:50

Voalohany indrindra aloha dia tsy misy ny homme na femme idéal (e), adinoy zany.
Ny ahy rehefa miasa araka ny tokony ho izy (misy ny olona kamo miasa), manampy ahy (vehivavy aho no manoratra) amin'ny raharaha ato an-trano na dia kely izay mba vitany aza dia efa mety, afaka mi-résoudre certains problèmes, misy ny zavatra tokony ny lehilahy no mikarakara azy ary misy tokony ny vehivavy no manao azy. Tadidio anefa fa amin'izao fotoana izao dia tsy misy hoatran'ny polyvalent satria efa sarotra ny fiainana.
Resaka personnalités dia sarotra satria samy manana ny qualités ny sy ny défauts ny. Fa zay misotro toaka sy miloka ary mampirafy no tena pire. Ny mifoka sigara eo ho eo ihany saingy à la longue mety marary ka manahirana.

vani
Invité


Revenir en haut Aller en bas

mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...  Empty Re: mba zarao eto ny hevitrao momba izany homme/femme idéal/e...

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum